HANOLOTRA FANOMEZANA

INONA MOA NY FTK ?

Hira faneva FTK

Ny tokantranonay ry Tompo

5:44

25

Years of Experience

RP ANDRIANANTOANINA Guy Arthur

Ny fanompoam-pivavahana dia fomba hisaorana, hiderana ary hitiavana an'Andriamanitra, noho ny fahasoavana raisinao sy iainanao isan'andro avy aminy.

Mombamomba azy...

Aomônie nasionaly ny fikambanana FTK nanomboka ny taona 2006. Ankoatran'izay dia aomônie ihany koa ny Distrikan'i Mangasoavina ary curé ao amin'ny EKAR Trinite Masina ao Mangasoavina

FTK ho fampandrosoana ny fianakaviana?

  • Fiainana sy fampitana ny finoana
  • Fampijoroana sy fitandrovana ny hasin’ny fanambadiana
  • Fanabeazana aizana ara-boajanahary
  • Fifandraisan’ny ray aman-dreny sy ny zanaka
  • Fiatrehana ny fanatontoloana eo amin’ny fiainana
  • Fibanjinana ao anivon’ny ankohonana ny ho avin’ny tranobe iombonana

Torinteny sy fampianarana Teny fiainana

Hafatry ny Papa Fransoa ho an'ny Fihaonambe faha-10 manerantany ny fianakaviana, izay atao any Roma ny 22 ka hatramin'ny 26 juin 2022

Teny kely avy amin'ireo mpikatroka Fahatsiarovana

Hetsika ho avy News & Blog

Maniry ho mpikatroka ato amin'ny FTK? mila fanazavana fanampiny...

Theme Skins:

Note: This will not change any image colors.